top of page

 

4M LESONA NY FILAZANTSARA

 

Ny fomba 4M dia fampianarana ny baiboly mampiasa ny teny malagasy efatra manomboka amin'ny soratra "M" 1. Mamaky  2. Mihra  3. Mivavaka 4. Mianatra.  Amin'ny fampiasana an'io fomba fiasa io dia mamaky sy mihira ary mivavaka ary mandalina ny Tenin'Andriamanitra izy ireo. Tena mora tokoa ny mamokatra miaraka amin'ny tombon-tsoa lava amin'ny mpino. ity fomba ity dia ampiasaina miaraka amin'ny fandaharana DPAP sy 5 ~ 1 ~ 1.

bottom of page